Actualités

Sekoly ambony INSPNMAD Amin’ny 7 janoary ny fidirana akademika


  • Talata 08 Desambra 2015

Mba ho fanatrarana ny fanamby efa napetraka dia hanatanteraka fidirana akademika ny sekoly ambony Inspnmad ny 07 Janoary taona 2016 ho avy izao raha efa nanomboka ny herinandro teo kosa ny

« rentrée adiministrative » ho an’ny Inspnmad etsy Ambaranjana izay misy ny lalam-piofanana droit et technique des affaires, ny gestion et adminitration d’entreprise, ary ny banque et institution micro finance. Anton’izany raha araka ny nambaran-dRazanadrakoto Roland Albert, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny sekoly dia ho fitazonana ny foto-kevitra hijoroan’ny sekoly izay miompana amin’ny fanatsarana hatrany ny sehatry ny fanabeazana, mamaly ny fihazakazaky ny fandrosoana. Tsiahivina  moa fa fihaonana tamin’ireo mpampianatra sy tompon’andraikitry ny sekoly hanomanana ilay « conseil pédagogique » nasionaly ho an’ny lalam-piofanana paramede no efa nisantarana izany, hametrahana ilay éducation normalisée, uniformisée, ary standarisée. Ny hahatonga ny INSPNMAD hitovy lanja amin’ireo sekoly ambony iraisam-pirenena moa no tanjona no sady afaka miatrika ny asa ny ivelany ihany koa ny mpianatra.

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT