Actualités

Seces sampana Antananarivo Miantso fifampidinihana


  • Zoma 26 Oktobra 2018

Nanao fanambarana omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na ny SECES Antananarivo.

 

 

Notanisain’izy ireo fa manara-maso akaiky sy mandinika hatrany ny raharaham-pirenena ry zareo. Rariny, hoy izy ireo, ny Seces raha miantso ny vahoaka malagasy rehetra hisoroka krizy vaovao satria efa mahamenatra ny maheno fa anisan’ireo firenena mahantra indrindra maneran-tany isika. Manao antso avo amin’ireo kandida mba hifampidinika mikasika ny fifidianana rehetra ho avy, araka izany, ny SECES. Miantso ny vahoaka malagasy rehetra ihany koa moa ity sendika ity mba hitandro hatrany ny firaisankinam-pirenena.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT