Actualités

Sampandraharaham-panjakana miisa 7 Harahin’ny fiarahamonim-pirenena maso akaiky


  • Alakamisy 23 Martsa 2017

Hampitovy fomba fiasa manomboka izao ny birao mahaleotena misahana ny kolikoly( Bianco) sy ny hetsiky ny fiarahamonim-pirenena Rohy amin’ny fanaraha-maso ireo tambajotran-kolikoly rehetra any anatin’ireo andrim-panjakana eto amintsika.

 Ho an’ny Rohy manokana, raha ny fanazavan’izy ireo tetsy amin’ny Saf FJKM Analakely omaly, dia hitsirika andrim-panjakana 7 heverina ho tena ahiahian’izy ireo toy ny fadin-tseranana ao Toamasina, ny sampandraharahan’ny hetra ary ireo kaominina sy ny eo anivon’ny CIM. Anio izy ireo no hamoaka ny voka-panadihadiany sy hanome soso-kevi-panatsarana ihany koa ho an’ny tontolon’ny fiara.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT