Actualités

Sambava Tonga ny Foroches


  • Alakamisy 13 Novambra 2014

Misy andian’ankizy, 13 ka hatramin’ny 17 taona, sady mangalatra no manao herisetra ao Sambava tampon-tanàna tato ho ato

Nanafika mpianatra tamina sekolim-panjakana izy ireo, tapa-bolana lasa izay, ary nandrahona hidaroka ny talen’ilay sekoly raha tsy navoaka ny naman’izy ireo voasambotra. Ny faran’ny herinandro teo indray dia tratra nangalatra zavamaneno fanao amin’ny fiarakodia tao amina toeram-pivarotana iray, ireo andian-jatovo ireo. Namidin’izy ireo roa alina Ariary tamina mpamily fiarakaretsaka ilay zavamaneno. Voasambotra ny lehiben’ireto andian’ankizy mpandroba sy mpanao herisetra ireto. Na ny mpanao famotorana aza anefa mila tsy hahatazana azy mipetraka ambony seza noho ny hakeliny ka nomena fahafahana, dia izao manakorontana fiarahamonina izao toy ny afitsok’ireo Foroches any Antsiranana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT