Actualités

Sambava Lasan’ny jiolahy ny lavanila amina miliara


  • Alarobia 14 Oktobra 2015

Nitrangana fanafihana mitam-basy tao Tanambao-Daoud ny alin’ny alatsinainy teo.

 

Lasan'ny jiolahy tamin’izany ny lavanila masaka 85 lasaka plastika amin’ny 10kg isanisany. Marihina fa mahatratra 420.000 Ariary amin’izao ny kilaon’ny lavanila any an-toerana. Hatreto tsy mbola nisy tratra ireo mpangalatra.

Mihorohoro ireo manana tahirina lavanila ao an-trano manoloana ny firongatry ny fanafihana mitam-basy any SAVA amin’izao vanim-potoana taom-piotazana izao.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT