Actualités

Salon Asia 2019 Handray anjara mavitrika ny Baolai


  • Alatsinainy 18 Martsa 2019

Ny tranombarotra « Baolai » dia handray anjara ao anatin' ny « salon Asia » etsy amin' ny Zone Forello Tanjombato manomboka ny 30 martsa hatramin' ny 07 aprily 2019 hoavy izao.

 

 Fantatra amin’ireo entana ilaina ao an-tokantrano (electro-menager) izy ity ary amin' ny vanim-potoana toy izao dia maro ireo izay manavao ny ao an-tokantrano ao. Ao anatin' izany dia vao naha tonga entana maro ny Tranombarotra « Baolai ». ary misy ny fihenam-bidy amin' ireo Panneaux solaires mono sy polychristalline. ny entana loha laharana amin' ny kalitao hita eny amin’ity tranom-barotra ity dia mety amin 'ny fahefa-mividy sy ny filan’ ny tsirairay. Eo ohatra ny : TV led misy manomboka 19 " hatramin' ny 100 " misy antoka 1 taona, subwoofer, four micro - onde, fer à lisser ( volo ), machine à laver, camera de surveillance à distance, lecteur divx/dvd, réfrigerateur, synthétiseur... Izany rehetra izany dia ho hita ao Bazar be Toamasina, etsy Analakely sy Soarano ho an’Antananarivo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT