Actualités

Roland Ravatomanga Any Antsiranana manomana ny fiverenan'i Dada ?


  • Alarobia 03 Desambra 2014

Nihazo an'Antsiranana omaly ny lehiben'ny ankolafy Ravalomanana, sady minisitry ny fambolena sy ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra Roland Ravatomanga

Anisan'ny anton-diany any ny hitsidika sy hifampiresaka amin'ny filoha Marc Ravalomanana ao amin'ny Amiraute. Io rahateo no fihaonana voalohany eo amin'ny roa tonta hatramin'ny nametrahan'ny fitondram-panjakana amin'ny toerana arahi-maso manokana ny filoha Marc Ravalomanana any Antsiranana. Mihevitra ny maro fa dingana mankany amin'ny famerenana ny filoha Ravalomanana aty Antananarivo, hiara-monina amin'ny fianakaviany izao dian'ny lehiben'ny ankolafy Ravalomanana any Antsiranana izao. Marihina fa mbola any an-toerana ny vady aman-janaky ny filoha Ravalomanana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT