Actualités

RN7 Antsampanimahazo Kamio telo nanapaka lalana


  • Alatsinainy 29 Febroary 2016

Tapaka nandritra ny adim-pamantaranandro maro ny lalam-pirenena faha-7 ny sabotsy teo,

 

teo anelanelan’Antsapanimahazo sy Sambaina, Antsirabe, vokatry ny fifandonan’ny kamiao telo tao anaty arabe. Tokony ho tamin’ny enina ora maraina no niseho ny loza, somary mandomando ny lalana ka mety ho nalama. Fiara mpitondra solika ny iray tamin’ireo niharan-doza, soa fa tsy nipoaka raha tsy izany mety ho zava-doza no nitranga.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT