Actualités

RN32 Antsohihy-Mandritsara 20 taona tsy nojeren’ny Fanjakana


  • Zoma 26 Febroary 2016

Velon-taraina ny mponina sy ny mpampiasa lalam-pirenena faha-32 mampitohy an’Antsohihy amin’i Mandritsara, mandalo an’i Befandriana Avaratra.

 

20 taona tsy nasian’ny Fanjakana fiheverana io, hoy ny fanamarihana avy amin’ny mponina any an-toerana, nefa sompitra mamatsy ara-tsakafo ny Faritra Sofia i Mandritsara. Lalana mirefy 160km eo izy ity, saingy matetika tapaka mihitsy rehefa fotoam-pahavaratra toy izao, noho ny fisian’ireo “points noirs” amin’io lalana io, ary dia mitoka-monina i Mandritsara. Mihitsoka ny vokatra, tsy tonga ireo entana ilain’ny mponina andavanandro, manjaka ny mpanararaotra.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT