Namela takaitra maro tamin’ireo toerana nolalovany ilay rivodoza Chedza farany teo
Tany amin’ny Distrikan’Antsalova izao dia fantatra fa nisy olona roa namoy ny ainy lasan’ny rano. Fotodrafitrasa sy fambolena maro no simba. Efa nivoaka an-dranomasina ny sabotsy teo ity rivodoza ity.
Nangonin’i JD
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.