Actualités

RIVODOZA CHEDZA Nahafaty zaza roa tao amin’ny distrika Soalala-Mitsinjo


  • Alarobia 21 Janoary 2015


 

. Nahitana traboina vokatry ny rivo-doza Chedza koa ny kaomina Mahajamba ditrikanan’ny Mahajanga II ary nahitana olona iray maty noho ny fahavakisan’ny barazy ao an-toerana. I Marovoay sy Ambato Boeny koa dia efa tafiditra ao anatin’ny faritra ahitana traboina 1000 mahery ary nahitana olona roa maty. Nitondra faisana koa ireo tanimbary mirefy 2000 hektara dibo-drano tao amin’ny distrika telo ireo ary tranom-panjakana maro no simba ka voatery napetraka amin’ny tranon’olona tsotra ireo traboina. Efa nisy ihany ny fanampiana avy amin’ny faritra Boeny ho an’ireo traboina saingy tsy mbola ampy. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny sampan-draharaha misahana ny loza voajanahary ao Mahajanga dia mbola ampahany amin’ireo antota isa ny traboina ihany no azo fa ezahina ny hahatonga azy ireo amin’ny fotoana tsqy voafetra. miara-miasa amin’ny BNGRC koa ny zandarimariam-pirenena sy ny fitondrana amin’ny fitadiavana ireo olona tsy hita ary ny fanampiana ireo traboina.   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT