Actualités

Rivodoza Alcide Tsy misy ahiana amin’ny toetr’andro eto an-drenivohitra


  • Zoma 09 Novambra 2018

Tsy ahiana hisy fiantraikany amin’ny toetr’andro eto Antananarivo Renivohitra ny fisian’ilay rivodoza Alcide any amin’ny 450 km avaratra atsinanan’Antsiranana, omaly folakandro.

 

 

 Any amin’iny faritra avaratry ny Nosy iny ahitana  ny Faritra SAVA sy DIANA  no mety hisy ranon’orana amin’ny sabotsy sy alahady ho avy izao saingy na izany aza tsy ho  be dia be.  Noho ny hakelezan’ny velaran’ity rivodoza Alcide ity no fantatra fa antony. Mianatsimo andrefana ny lalan’ity rivodoza ity nanomboka omaly hariva ary tsy mbola misy fiantraikany eto Madagasikara ny heriny. Tsiahivina fa 11 km isan’ora ny hafainganam-pandehany omaly hariva, mitondra tafiotra 165 km isan’ora.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT