Actualités

Riribe sy ny zanak’i Toamasina Mijoro miaro ny fanaratsiana an’i Mbola Rajaonah


  • Talata 13 Novambra 2018

Manoloana ny resaka navoaka an-gazety, nilazana tamin’iny herinandro lasa teo iny, fa mikononkonona ady an-trano ny mpandraharaha Malagasy malaza Mbola Rajaonah, dia mitsangana amin’ny fiarovana azy ankehitriny Atoa Rakotomalala Henri « Riribe »

 

 

 

 filohan’ny Za.To.Vo sy ny zanaky ny Faritanin’i Toamasina ka sahy milaza fa resaka noforonina sy ny fanalambaraka an’ity mpandraharaha ity izao zava-misy izao. Marina fa tsy mitovy fomba fijery politika amin’ity olona ity ny tenako, hoy i Riribe, nefa mahatsapa fa efa sangy mihoatra ny loha tafahoatra loatra izao ataon’ny olom-bitsy mpankahala azy izao ka tsy azo leferina intsony ary mendrika ny handraisana fepetra haingana. Ny fahafantaranay avy any Toamasina an’ity mpandraharaha ity,  hoy i Riribe,  dia olona tia fihavanana sy mpandala fatratra ny fampihavanam-pirenena fa tsy araka izay voalaza ny sasany mikasika azy loatra.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT