Actualités

Rehefa avy nihaona tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny teny Anosy


  • Alarobia 01 Oktobra 2014

dia nanatitra ny taratasy fanendrena azy ireo hiasa eto Madagasikara teny amin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly ireo masoivohona firenena vahiny vaovao 3

Tsy iza izany fa Atoa sy Rtoa isany Chandra Ballabh Thapliyal, masoivohon’i Inde, Volkan Türk Vural, masoivohon’i Torkia, ary i Evelyn Mpho MalejakaLetooane, masoivohon’i Lesotho.

Taorian’ny fanapahan-kevitry ny fitondranam-panjakana hanafoana ny fandoavam-bola amin’ny fampidiriana mpianatra eny amin’ny EPP dia didiana hamerina izay vola efa naloan’ireo ray amandreny ny sekolim-panjakana rehetra efa nandray vola.

Ankalazaina anio 1 oktobra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona manerantany. Ny 60 taona no ho mihoatra no sokajiana hoe zokiolona.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT