Actualités

Ratrema William “Mila fanampiana ny mpanabe”


  • Alakamisy 06 Oktobra 2016

50 taona io omaly io no nankalaza ny andro iraisampirenena ho an’ny mpampianatra mpanabe

. Isan’ny nankalaza azy io isika ka ny filohan’ny filankevim-pirenena momban’ny fanabeazana, ny profesora Ratrema William, no nanao ny teny niarahabana sy firarian-tsoa tamin’izany, tetsy Antaninarenina. Tsy ariny anefa ny tsy nanafatra tamin’ny fitondram-panjakana sy ny olom-pirenena rehetra ny amin’ny tsy tokony hanadinoana sy hanampiana hatrany ny mpampianatra sy mpanabe izay hita ho ankilabao ankehitriny. Tsy nisy izay tsy nahita soa tamin’ny mpampianatra sy mpanabe, hoy izy, ka rariny loatra raha ampiana sy tohanana izy ireny.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT