Actualités

Ratrema William Kivy amin’ny toe-tsaina misy ankehitriny


  • Talata 01 Martsa 2016

Tena mahakivy anay mpanabe nifofotra raha toy izao zava-misy iainana ankehitriny izao ny vokatry ny fikelezana aina nataon’ny tena am-polony taona maro nanaovana asa fanabeazana ankizy sy tanora

 

Malagasy izao no asian-teny, hoy Atoa Ratrema William mpanabe sady filoha mpanorina ny Vondrom-panabeazana Aceem izay feno 30 taona katroka ankehitriny. Ny resaka toe-tsaina no tiana asian-teny, hoy izy. Mila hampiteniteny foana mihitsy ny toe-tsaina asehon’ny Malagasy eo amin’ny lafim-piainana rehetra ankehitriny, indrindra ny fanabeazana, hoy izy. Raha nahomby ny fanabeazana natao izay novolavolaina sy naelin’ireo manampahefana nomena andraikitra dia tsy ho toy izao ny zava-nitranga. Tsy fanenjehana  sy fanakianana olona fa ilay fanabeazana mihitsy no misy fahalemeny  matoa ilay olona mibirioka. Mila mandini-tena koa ny mpanabe hoe tsy nety ve ny fanabeazana nomena matoa ilay olona  novolavolaina tsy tafita ?

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT