Actualités

Rainandriamampandry Hotsarovana ny faha-120 taona nitifirana azy


  • Alakamisy 06 Oktobra 2016

15 oktobra 1896 – 15 oktobra 2016, 120 taona izay no nitifiran’ny mpanjanatany an-dRainandriamampandry, Evanjelistra mpitondra Fiangonana, mpampianatra, mpanoratra,

jeneraly mpitari-tafika sy Governora miaramila tao Toamasina ary minisitry ny Ati-tany. Niara-notifirina taminy teo Antaninarenina ny Printsy Ratsimamanga ny 15 oktobra 1896. Hisy hetsika samihafa, karakarain’ny tarany sy ny Komity natsangana manokana, hanamarihana izany fotoam-pahatsiarovana izany ny alahady 9 oktobra ka hatramin’ny sabotsy 15 oktobra 2016. Hampahafantarina mandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety anio alakamisy 6 oktobra 2016 etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Ampefiloha ny manodidina izany.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT