Actualités

Raherisoa Vololona Victorine Masa-bary maito kitoza Ambohimanarina


  • Talata 27 Janoary 2015

Nahafaly ny ampaham-bahoakan’Ambohimanarina ny fahalanian’ilay lalàna mikasika ny rafitra vaovao hitondrana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, hoy ny depiote Raherisoa Vololona Victorine voafidy teny an-toerana.

 

 Tafita ny hafatry ny vahoaka nampitainy taminay dia ny faniriany hiverenan’Ambohimanarina hahaleotena ka ho kaominina iray ao anatin’ny fitambaramben’Antananarivo Renivohitra indray. Hatramin’izay nitambarana tamin’Antananarivo Renivohitra izay, hoy izy, dia nampiditra hetra foana Ambohimanarina ary tena betsaka tokoa saingy tsy niverina tamin’ny vahoaka mihitsy ny tamberim-bidin’izany hetra naloany izany. Ankehitriny, masa-bary maito kitoza Ambohimanarina fa tafaverina tokoa ho kaominina mahaleotena ka hanana ny tetibola azy manokana ary afaka hampandroso mivantana ny mponina ao aminy. Marihina, hoy ity depiote ity, fa eny Ambohimanarina dia mbola misy toerana tsy tongan’ny jiro sy rano nefa eto an-drenivohitra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT