Actualités

Raharaham-pitsarana Olala Andrasana hivaly rahampitso


  • Alarobia 22 Mey 2019

Rahampitso no andrasana hivaly ny raharaham-pitsarana mikasika ilay fitoriana miisa 4 niampangan’ny avy eo anivon’ny olafitry ny

 

 

mpisolovava ny Maitre Willy Razafinjatovo na Olala izay efa tamin’ny volana jolay 2018. Raha tsiahivina, nisongadina  ny fanakianany ny lehiben’ny olafitra ho niditra tamin’ny tsy tokony nidirany raha nanao fanehoan-kevitra niarovana ilay mpandraharaha nalaza tamin’ny resaka fanodinana fananam-panjakana. Fotoana hivoahan’ny fahamarinana io, hoy ity mpisolovava voapanga sy nomena fampiatoana 2 taona tamin’ny asany ity. Matoky aho, hoy izy, fa afaka hiverina amin’ny asako.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT