Actualités

RADIO ORV AMBOSITRA Nanamarika ny faha-10 taonany


  • Zoma 14 Novambra 2014

2004-2014. Feno 10 taona katroka izao ny niorenan’ny onjam-peo ao Onjandranovelona FM 107 ao Ambositra.

Onjam-peo miankina amin’ny finoana Fjkm ny Radio ORV ao Ambositra ity. Nomarihana tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana sy fampirantiana ireo tantaran’ny onjam-peo ary hetsika fitadiavam-bola ho tahiry ho an’ny onjam-peo izany ny sabotsy 08 novambra lasa teo. Nambaran’ny Tale mpitantana ity onjam-peo ity fa ny fitoriana ny vaovao mahafaly no fototra iorenan’ny radio hatramin’izay, hiezaka hanatsara izany izy ireo amin’ny 10 taona manaraka. Niatrika izao fety fankalazana izao ireo manampahefana ao Ambositra niaraka tamin’ireo mpitondra fivavahana ao amin’ny Fjkm SP Amoron’i Mania.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT