Actualités

Radio – Fahitalavitra FMA Nanamarika ny faha-12 taona niasany


  • Talata 30 Desambra 2014

Fano 12 taona ny Radio sy Fahitalavitra FMA (Feon’ny Mazava Atsinanana) ao Toamasina ankehitriny.

Tsy navelan-dry Nestor Rasolofonjatovo handalo fotsiny izany fa nankalazain’izy ireo tamin’ny fomba miavaka, nanasany ireo mpiara-miombon’antoka sy namana aman-tsakaiza. Nisy ny fifaninana “Soa Bika” izay nifantenana ireo vehivavy ngeza mihoatra ny 80kg ny lanjany nefa “tsara tarehy” sy “tsara bika”, efa manambady sy efa niteraka iray fahaharatsiny. Vehivavy 11 no nandray anjara ka Rtoa Rasoanirina Fanja Elise no nahazo ny voalohany. Teo koa ny fanolorana ny amboara sy ny loka ho an’ireo niatrika ny “Hita Lay Hit” nandraisana tanora mpanakanto vao misondrotra anjara, 04 no niatrika ny famaranana raha niisa 162 no niatrika ny fifanintsanana, ny tarika “Teroritsoka” no nahazo ny voalohany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT