Actualités

Pr Ratsima James sy “Asandratronyfireneko” Manam-pinoanasyfanantenana fa hotafitany Malagasy


  • Alakamisy 10 Martsa 2016

Mbolaaverinayhatrany, hoyny¨Pr James Ratsimamamerinasyny « Asandratonyfirenena » tarihany, fa mbolazanatanyisika Malagasyhatramin’izao.

Nohoizany dia tsymananazoetoamin’nytanintsika fa nyFrantsaysyireosaribakoliny no mitondrasymanaoizaytianyeto. Manoloananykihon-dalanaizaytsymaintsyhizoranadiamandrovi- tsihynympanjanantanysynynamany, arymanaoizayhamoretanasyhampihorohoroananyvahoakaindrindra fa ireotenatiatanindrazana. Tsymahagagaizany fa toavarianaamin’nyhalatrasyfandrobanaataoetoamin’nyfirenenafotsinynyvahoakaizaymivoakaamin’nyhainoamanjeryisan’androataon’nympitondrasynynamany. Toa valalavoatangonyvahoakaamin’izaoarysady very fanahy no very hevitraarykoa very fanantenanakakivytanterakamanoloananyzavamisy. Toa tsyhisymasoandrohiposakaintsonyhoan’ny Malagasy tsymisymagiranaizanyraharaham-pirenena fa toasangodimpaninamaloto no misy, tahakan’ny hoe saribakolymiadytoeranadiatoa hoe mpanohitra.Manam-pinoanatanterakaanefaizahay, hoy izy,  fambolamisynyfanantenanaaryhisymasoandromiposaka ho an’ny Malagasy kaaokahivononanyamin’ny ho avy.Fahaleovantenatanteraka no hajorontsikaarytsyazon’nyfirenen-kafanaizanaiza ho fehezinaisikaarytsyhiankin-dohaamin’izanaizakoa. Afakamiaramiasaamin’nyfirenenarehetraizaymanajanyfiandrianantsikaisikaarykoamanajany zo maha-malagasyarymanarakasymanaikynyfifanarahanaatao ho an’nyroatonta.Haverina nosy rehetramanodidina ho eo an-tanan’nyfirenena Malagasy arykoaireoorinasam-panjakanarehetrahiankinan’nyaimpirenena toy nyJirama, Solima, Lalamby, Air Mad, Kraomita, Adema, Port,sns...Hareninanyresakatsyfandriampahalemana, fahasalamana, fianaranasynyserasera (radio,telesygazetymaneranany nosy). Ho tanjonanytsyhisian’nyalagasytsy manana asaintsonykahatsanganaireoozininamarotenailainahamokarananyfilana. Havaozinanyfananan-tany, hatsangananytanànavaovaoaryhosokafananyfitrandrahany harem-pirenenarehetra.

Tsyresakafotsinyizany fa nyvolahanaovanaizanydiaefavononaizaymitentinaeoamin’ny 50 miliaradolaraAmerikanaamin’nytaonavoalohanyaryfenoina 200 miliaradolaraamin’nytaonafaharoasyfahatelo. Manana nyenti-manana syenti-manaoisikaarynyfahazoanamahatanterakasymahavitaizany; koaaza very tokysyfanantenananohon’nyadalan’nyGasymarivosalosanamiaradiaamin’nympanjanatany  manandevonympiraytanindrazanaaminy.

 

NtsoavinaEvariste

NyPr James Ratsima (Tahirin-tsary)

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT