Actualités

Orinasa eto Madagasikara Maro no tsy mazava


  • Sabotsy 27 Mey 2017

Orinasa manodidina ny 28 izay 80%-n’ireo mpanondrana entana any ivelany ary 42 izay mameno ny 85%-n’ny tsena anatiny eto Madagasikara,

 raha ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny hetra sy ny fadin-tseranana eto amintsika no misy tsy fitoviana ny fanambarana (declaration) ataon’izy ireo eny anivon’ireto sampana roa ireto hatramin’ny taona 2015. Ho avy amin’io herinandro io ny fangatahana fanazavana amin’izy ireo mikasika izany ary rehefa tsy voazavany dia tsy maintsy hiroso amin’ny fepetra fampandoavan’ireo hetra tsy voaefa ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny hetra sy ny fadin-tseranana. Tsy mbola hiroso amin’ny fanakatonana sy ny fanononana ny anaran’ireo orinasa aloha mba hitsinjovana ny amin’ny tsy hisian’ny fahaverezan’asa, raha ny fanazavana hatrany.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT