Actualités

ORAM-BE TAO MAHAJANGA Fokontany 6 no dobon-drano


  • Alakamisy 08 Janoary 2015

Efa ho herinandro izay no nisian’ny rotsak’orana be tao Mahajanga. Maro arak’izany ireo fokontany dobon-drano ankoatr’ireo fokontany izay hita fa tena iva

ny faritra manamory ny ranomasina no tena ahitana fahadoboana io ka tokantrano maro no efa traboina vokatr’ny firotsahan’ny orana be io. Tsy mbola fantatra aloha hatreto ny fe-potoana hitsaharan’ny orana io fa arakan’ny fanazavana azo avy ami’ny sampan mpamantatra ny toetr’andrao dia orana avy amin’ilay andro ratsy no misy ao Mahajanga io. Nahazo loko mavo ny faritra Boeny sy ny manodidina.ho fantatra eo ihany izay mety ho fiovan’io rivo-doza izay ahiana handalo ao Mahajanga io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT