Actualités

ONIVERSITE MAHAJANGA Mbola mitohy hatrany ny fikasihan-tanana


  • Alarobia 15 Oktobra 2014

Mpianatra ao amin’ny sampam-pampianarana siansa indray no nisy nidaroka ny alatsinainy maraina teo tao amin’ny campus Ambondrona

raha avy nianatra iny. Ny tsy fanekena an’io mpianatra io hiverina hianatra ao amin’ny oniversite no anton’ny fikasihan-tanana. Potika tanteraka ny vavany ary torana tsy nahatsiaro tena izy. Nentina teny amin’ny hopitaly avy hatrany ilay naratra. Raha ny fantatra dia anisan’ireo mpianatra tsy mpitokona izy io. Tsy mbola azo lazaina milamina, araka izany, ao amin’ny oniversite Mahajanga.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT