Actualités

Omby “fourričre” eny Alakamisy Mihena am-pitoerana, matin’ny hanoanana


  • Zoma 03 Oktobra 2014

Ny 7 amin’ireo omby 49 nampidirina “fourričre” eny Alakamisy Fenoarivo izao no fantatra fa maty, noho ny tsy fahampian-tsakafo

Omby saika hamatsiana ilay labatoara tantanan’ny Sinoa eny Vontovorona izy ireo saingy tsy mazava ny taratasiny rehefa nosavain’ny zandary ka nogiazana ary nankinina amin’ny Kaominina Alakamisy. Nandray fanapahan-kevitra ny hampiraoka ahitra ireo omby ireo ny Kaominina hisorohana ny fahavoazany am-pitoerana eo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT