Actualités

Olona manana fahasembanana Nifampizara traikefa tetsy Antsahavola


  • Zoma 14 Aprily 2017

Manana fahasembanana 20 isa no nandray fiofanana arak’asa tamin’ny rafitra tsy miankina (ONG) C for C hatreto, raha ny fanazavan’ny talen’ny ONG, Sariaka Nantenaina.

 Fikirakirana solosaina, fivoarana amin’ny maha olona, fananganana asa mahavelona ary fidirana amina orinasa no teboka lehibe nampiofanina. Eo am-pananganana ny orinasany manokana amin’izao fotoana izao ny 5 amin’ireto nandray fiofanana ireto ary nifampizara traikefa tamin’ireo olona manana fahasembanana hafa maniry ny hiroso amin’izay fananganana orinasa manokana izay tetsy amin’ny IKM Antsahavola omaly. Mbola mitantsoroka azy ireto hatrany anefa ireo mpampiofana mba hampifantoka ao an-tsainy fa tsy fitserana akory no handraisana azy ireo hiasa fa tena noho ny fahaiza-manaony sy ny fampisehoany fa tsy vesatra izy ireo.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT