Actualités

Olivier Rakotovazaha Tsy nandika lalŕna i Marc Ravalomanana ka havereno any an-tranony


  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014

Roa volana latsaka izay mialoha ny hidirako “bloc opératoire” no niantso ahy ny filoha Ravalomanana nanontany ny hevitro momba ny fanoherana. Efa ela isika no tokony ho nanohitra, hoy aho, fa ianao no nilaza hoe tohano dia nanohana izahay

Nisafidy ny hanohitra ny filoha Ravalomanana ary tsy hanafosafo na hanosotra menaka ka mety ny fihetsika sy teniny satria mpanohitra izy ary lalàmpanorenana izany, manana depiote sy vahoaka. Fa ny sasany diso fandray nilazany hoe : tsy mahandry 2018, ary mendrika azy ny toeran’ny filohan’ny mpanohitra. Nahasarotiny  an’i Dada ny fampianarana ka miezaka manao izay tratra isika. Na inona na inona hetsika atao dia tsy mantsy manaraka lalàna ihany ary ny depiote dia arovan’ny lalàna fa rehefa tsy hanao ny sasany dia tsy hiraviravy tanana isika hafa. Handefa ny prezida nasionaly any Diégo hiresaka amin’i Dada ny MFM. Tsy nandika lalàna i Ravalomanana ka havereno  any an-tranony.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT