Actualités

Olana ara-taratasy Ahiana hifandramatra ny samy mpino Silamo


  • Zoma 13 Septambra 2019

Ahiana hivadika zavatra hafa ny olana misy eo amin’ny samy mpino Silamo.

Tsy miaina, tsy mivavaka am-pitoniana sy am-pilaminana intsony izahay ka miantso ny fitondram-panjakana mba hijery akaiky ny toe-draharaha, hoy Atoa Randriakoto Achille filohan’ny komity mpandrindra.Fototry ny fifanolonana sy savorovoro ny fananan’ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy “récépissé” 2 samihafa izay samy nomen’ny minisiteran’ny atitany. Ny fikambanana am-perinasa manana taratasy ara-dalàna ka nahoana, hoy Randriakoto Achille no nanome taratasy faharoa indray ho an’olon-kafa izay lazainy fa misompatra sy manao fanaparam-pahefana ary tena mampihorohoro ny mpino silamo mihitsy ny fanjakana. Ny ao amin’ny Mosquée 67 Ha Centre Ouest moa araka ny fanazavana no tena ahitana savorovoro izay manjary tsy mampifantoka intsony ny mpino amin’ny fivavahana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT