Mahamenatra ny zavatra nataon’ny Polisy teto Manakara nandritra ny lalao baolina kitra nihaonan’ny 3FB Vohipeno
sy Zanakala FC, hoy ny fampitam-baovaon’ny olona avy any an-toerana. Ny mpitandro filaminana tokony handamina indray no nigafy teny ambony kianja, ka nifampisintonan’ireo namany. Izay izany ilay hoe: ny lohany indray no matsantso satria ny mpitandro filaminana tokony ho fakan-tahaka no nanondrana!
SARY
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.