Actualités

Nosy Maorisy Malagasy 2 400 no mila ravinahitra any


  • Alatsinainy 14 Martsa 2016

Mahatratra 2 400 ankehitriny ny Malagasy mila ravinahitra atsy amin’ny Nosy Maorisy. Sehatrasa samihafa no iasan’izy ireo, informatika, sehatry ny fizahantany, ny orinasa famokarana akanjo…

 

Nihaona tamin’izy ireo tao amin’ny tranon’ny masoivoho Malagasy ao Floreal ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina mivady sy ny delegasiona notarihiny ny sabotsy teo, fihaonana nifanentanana mba samy hitondra anjara biriky hisian’ny fitoniana politika eto Madagasikara, ary koa niantsoana ny rehetra hitodika aty Madagasikara hifarimbona amin’ny asa fampandrosoana.

Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT