Actualités

Nosy Komba - Nosy be May ny tanety


  • Zoma 23 Septambra 2016

Marim-pototra ny vaovao azo mikasika ny zava-nitranga tany Nosy-Be hell ville tamin’ny alarobia teo ka hatramin’ny omaly maraina izay nahamaizana tanety tao amin’ny nosy Komba, raha ny fanazavan’ny loholona teo aloha, Joseph Yoland.


 “Tsy hay na niniana nodorana izy io na ahoana”, hoy ny tenany. Nanao antso avo niantefa tamin’ny mpitondra ity loholona teo aloha ity handefa fiaramanidina na hanondraka rano ny toerana satria tsy misy mpamonjy voina any. Mampanahy ny tranga satria malaza hoe misy fasimainty ao amin’ity nosy ity. Feno zavaboary arovana rahateo ao amin’ny nosy Komba. Mety misy hifandraisany amin’izay ve ny zava-nitranga ?

Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT