Actualités

Nipotsaka ny voamasony Mila tolotanana i Lido


  • Alakamisy 25 Aogositra 2016

Lido no anaran’ity tovolahikely hitantsika amin’ny sary ity. Raha ny filazany dia namono nahafaty tarondro karazana tana tany am-pilalaovana izy.

Misy ifandraisany amin’izay sa voakasi-javatra, fa mipotsaka ny voamasony roa. Any amin’ny hopitaly i Lido ankehitriny. Nilaza ny dokotera mitsabo azy fa maika ny fandidiana ilay zaza, hanavotana io masony io.  Mila fifanohanana sy fifanomezan-tanana ireo ray aman-dreniny hiatrehana izany. Ny laharan-tariby 033 71 725 91 no hahafahana mifandray amin’izy ireo.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT