Actualités

Ndondolah, Lucia, Melky Eny Itaosy no hamarana ny taona


  • Sabotsy 22 Desambra 2018

Hetsika fahatelo, karakarain’i Dot Mario na ny Dokotera Marius Ratolojanahary, ny « Réveillon Saint Sylvestre 2018» hiarahana amin-dry Ndondolah sy Lucia ary Melky etsy amin’ny Espace Behenjy Itaosy, ny alin’ny 31 desambra izao.

 

 

 

Hipetraka hatrany ny sonia nahafantarana an’i Dot Mario ao anatin’ity hetsika ity. Araka ny fanazavany, ankoatra ireo ambiasy izay entin’ireto mpanakanto kalaza ireto dia hisy hatrany ihany koa ato anatin’ity hetsika ho karakarainy manaraka ity ny «buffet à gogo» na ny sakafo be tsy lany laniana izay karakarain’ny mpahandro sakafo matihanina. Eo ihany koa ny fanomezana «wisky» ho an’ireo olona folo miaraka mividy ny tapakila fidirana. Natao ho fanomezana fahafaham-po tanteraka ny olona mitady lanonana sy fialamboly ato anatin’ity fetin’ny faran’ny taona ity ny hetsika karakarainy, raha ny nambaran’i Dot Mario ka hanasany ny olon-drehetra tsy ankanavaka.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT