Actualités

NANDRIAKA INDRAY NY RA TAO AMBOSITRA Olona iray no maty, telo hafa naratra mafy


  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014

Nipoapoaka ny basy tao amin’ny fokontany Morafeno-ambany, kaominina Ambositra-I ny sabotsy 25 oktobra hifoha alahady 26 oktobra 2014 tokony ho tamin’ny 10 ora alina.

Fandrobana tokantranon’olona telo no niseho tamin’io andro io, toeram-pivarotana ny iray. Nisy fifampitifirana teo amin’ny amin’ireo jiolahy nanafika sy ireo tompon-trano. Olona iray tamin’ireo voatafika no maty tsy tra-drano, nisy olona telo hafa naratran’ny balam-basy ka vehivavy ny iray. Tsy nisy nahiana ny ain’izy telo mianadahy ireto. Manao ny fanadihadiana ny mpitandro ny filaminana ao Ambositra. Nandray fepetra hanamafy ny fiambenana amin’ny alina kosa ny fokonolona ao an-toerana

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT