Actualités

Mponin’i Madera Namontana Tra-boina tsy fidiny


  • Alatsinainy 13 Martsa 2017

Vokatry ny fanotofana tany ataon’ireo mpifanolo-bodirindrina amin’izy ireo dia lasa tra-boina tsy fidiny ry zareo ao amin’ny fokontany Madera namontana

. Efa lasibatry ny fiakaran’ny rano rehefa fahavaratra, indrindra fa rehefa rivodoza izahay, hoy ny fitarainan’ireo mponina, ary dia mbola izao tratry ny fanotofana tany saika andro aman’alina izao ihany koa. Tsy mbola anefa ny lalàn’ny fanotofana tany ary dia manao antso avo amin’ny tompon’andraikitra mahefa izahay mba hamaha ny olana amin’ny fijalianay noho io zava-misy io.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT