Actualités

Mpivarotra mpambongady nisy nanafika Lasan’ny jiolahy ny vola iray sakôsy


  • Talata 22 Septambra 2015

Nitrangana asa fanafihan-jiolahy teny Ambohimanarina omaly maraina tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro.

 

 Jiolahy telolahy tsy nisaron-tava niaraka tamin’ny basy kalachnikov sy pistolet automatique no niditra avy hatrany tao amina tranom-barotra mpambongady iray naka ny vola tao anaty sakôsy efa voahomana aterina any amin’ny banky. Nanapoaka basy izy ireo nandritra izany na nivoaka na niditra. Vokany, lasan’ireo jiolahy ireo avokoa ny vola rehetra. Tsy nisy kosa ny naratra na namoy ny ainy nafoy. Efa lasa moa izy ireo vao niezaka ny nanenjika avokoa ny rehetra saingy efa tara loatra. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT