Actualités

Mpiasam-panjakana mivondrona ao amin’ny F3M Mangataka ny hijeren’ny filoha ny fampiakarana ny karaman’izy ireo


  • Alakamisy 08 Janoary 2015

Diso nihafy loatra ireo mpiasam-panjakana rehetra tamin’ny taona 2014 noho ny tsy nahazoan’izy ireo fisondrotan-karama raha araka ny tafa nifanaovan’ny fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana tamin’ny mpanao gazety omaly.

Tonga ary izao ny fotoana tokony hanaovana izany, hoy hatrany izy ireo koa manainga ny filoha am-perinasa izy mba hijery manokana ireo fampanantenana rehetra nataony. Miisa 16 izy ireo, hoy ny mpandrindra ny  F3M  saingy na izany aza nifanarahan’ny roa tonta kosa fa tsy maintsy hanaovan’ny  filoha ireo mandrapahavitan’ny fotoam-piasany. Nanambara moa izy ireo fa efa betsaka ny zavatra nangatahin’ny mpitondra taminy no efa nefainy toy ny tsy fanaovana grevy, ny fipetrahana tsara fa tsy nanao korontana…Farany dia hangatahin’izy ireo ihany koa ny fampidirina ireo mpiasa mbola ECD rehetra ho lasa  mpiasam-panjakana raikitra amin’ity taona ity, ireo mpampianatra FRAM…

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT