Actualités

Mpanolana zaza tsy ampy taona isaky ny mamon-drongony Saika matin’ny olona i Rambô


  • Zoma 21 Novambra 2014

Saika isan’andro vaky izao no andrenesana trangana fanolanana zaza tsy ampy taona foana tao Toliara. Tena adala tokoa ve sa misary adala ? Isaky ny mamon-drongony Rambô dia mamoa-doza foana.

Omaly antoandro tany an-toerana, dia ankizivavy 11 taona mpianatry ny EPP avy nianatra handeha hody no naolany. Nenjehiny ary tsy namelany raha tsy tratrany. Nobedainy avy eo, ka iny izy hanatanteraka ny filan-dratsiny tamin’ilay zaza iny no nisy nidaroka. Saika nanaraka hatramin’ny ainy raha nisy kely noho ny hatezeran’ny olona. Sendra ny nahay azy « Rambo » tamin’ity indray mitoraka ity, hoy ny mponina ao amin’ny fokontany Tsimenatse, raha ela nisarihana adala loatra, satria tsy vao izao ny tenany no nanao fihetsika sy toetra mamohehatra toy izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT