Actualités

Mpanolana mahavanon-doza Notereny ninono ny filahiany ilay tovovavy


  • Talata 24 Janoary 2023

Miseho amin’ny endriny maro ny fanolanana tovovavy kely amin’izao fotoana izao. Ankoatra ny fampiasana tanana dia misy mahavita manery ireny tovovavy kely ireny hinono ny filahiany mihitsy ny sasany.

Lehilahy iray no tratra ambodiomby nanolana, omaly tokony ho mitataovovona tao Andakabe Morondava.Niditra an-keriny tao an-tranona tovovavy iray, 20 taona, io lehilahy io. Notereny hanao firaisana ara-nofo taminy ity farany nandritra izany no sady norahonany hovonoina ho faty rehefa tsy manaiky ny filàny. Mbola nasainy nampiditra tao am-bava indray ny filahiany taorian’izany. Na izany aza tsy nety ilay tovovavy ka notolominy avy hatrany. Ny hikiakan’ity farany no ren’ny mpiara-monina saingy efa vitan’ilay tsy mataho-tody ny nataony.Efa nalemy ilay tovovavy ka voatery nentina any amin’ny hopitaly. Efa nalain’ny mpitandro ny filaminana moa ity lehilahy tsy mataho-tody ity.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay mpanolana sahy maty

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT