Actualités

Mpandraharaha tiorka Vonona ny hampiasa vola eto Madagasikara


  • Zoma 30 Janoary 2015

Manana traikefa sy fahaiza-manao momba ny fanorenana avo lenta ny mpandraharaha tiorka, ary vonona tanteraka ny hanitatra ny ambaindain’ny fiaraha-miasa eo amin’i Torkia sy i Madagasikara indrindra eo amin’ny sehatry ny fizahantany, ny fitaterana, ny harena

an-kibon’ny tany ary indrindra ny fanorenana. Nivoitra io nandritra ny fihaonan’ny Praiminisitra Ravelonarivo Jean sy ny ambasadaoron’i Torkia, Volcan Türk Vural, teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo omaly. Notsipihin’ny Ambasadaoro Volcan Türk Vural fa ankoatry ny fampitaovana eo amin’ny lafiny miaramila, dia manampy amin’ny alalan’ny fampindramam-bola ity firenena ity, izay averina amin’ny tahan-jana-bola ambany dia ambany raha oharina amin’ny fisamborana eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT