Mitohy ny fitokonana ataon’ny mpirakidraharahan’ny Fitsarana sy ny Mpandraharaha ny fonja. Ho an’ireto farany dia mitaky hananganana eo anivon’ny governemanta Sekreteram-panjakana hitantana ny Fandraharahana ny fonja.
MORONDAVA
Mandrahona ny hidina an-dalambe ny mponina ao an-drenivohitry ny faritra Menabe anio alakamisy, manoloana ny fahatapatahan-jiro lava ao an-toerana. Adin’ny telo isan’andro no mirehitra ny jiro tato ho ato.
HONORE RAKOTOMANANA
“Aleo hiasa hanapitra ny fe-potoam-piasany amin'ny 2018 ny Filoham-pirenena”
SOANIERANA IVONGO
Haverina an-tsekoly ny 95% ireo ankizivavy nitsoaka an-daharana ao Soanierana Ivongo, ary dia misy ny fanadiadiana miainga avy eny ifotony
"NY ASAKO RAHAMPITSO"
Mpianatra 4.150 avy amin'ny lycée 8 eto an-drenivohitra, no nomena torolalana sy fampahafantarana, ny amin'ny asa mety hiandry azy aoriana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.