Actualités

Mpanao gazety tsy manaja ny etika Handraisana fepetra, hoy ny minisitra


  • Alakamisy 18 Mey 2017

Namoaka fanambarana omaly ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisam-davitra, Harry Laurent Rahajason, fa ho hentintra manomboka izao ny fanaraha-maso ny fanajana ny etika sy deontolojian’ny asa fanaovan-gazety.

Efa maromaro ihany, raha ny filazany azy ireo rahalahy sy anabavy, hita ho somary nivaona tamin’izay lafiny tsy fanamarinam-baovao izay tao ho ao. Tsy mbola nisy anefa, hoy izy ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana na dia teo aza izany fomba fiasa somary mandoto ity asa ity izany. Raha mbola mitohy kosa anefa, hoy izy, io fomba fanao ratsy io dia tsy maintsy hisy ny fepetra horaisin’ny avy eo anivon’ny minisitera.

Mirija   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT