Actualités

Mpanao gazety Malagasy Misy mampisara-bazana


  • Zoma 26 Aogositra 2016

Namory mpanao gazety tetsy Ambatonakanga ny solontenan’ny Holafitry ny mpanao gazety izay notarihin’ny filoha lefitra eto Antananarivo sy ny mpanolotsainy ary ny filoha lefitra avy ao Antsiranana, omaly.

 

 Nilaza izy ireo  fa fampisaraham-bazana tanteraka ny mpanao gazety Malagasy ny fandehanan’ireo mpanao gazety sasany mangingina hihaona tamin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha, ny harivan’ny 23 aogositra teo. Tsy hahasolotena na oviana na oviana ireo mpanao gazety 1 253 manana karatra maha mpanao gazety mihitsy, hoy izy, ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana ary tsy fomban’ny Holafitra hatramin’ny taona 1974 izay niforonany mihitsy izany mandeha an-tsokosoko izany fa hifampieran’ny mpikambana rehetra hatrany ny zavatra rehetra. Nanafatra moa ireto solontena ireto ny amin’ny mba tsy haneken’ireo mpanao gazety hosaraham-bazana sy saratsarahan’ny resaka politika.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT