Actualités

Mpampianatra mamily fiarakodia Mitaraina noho ny tsy fisian’ny “permis”


  • Alatsinainy 04 Febroary 2019

Tsy misy taratasy fahazoan-dalana mamily fiara hatrany na “permis” amin’izao eo anivon’ny centre d’immatriculateur na ny ivontoerana misahana izany.

 

 

 

Betsaka anefa no mety ho vokany eo anivon’ireo ivontoeana mampianatra mamily fiarakodia na ny auto école, raha ny fanadihadiana natao. Mety  hadinon’ilay mpianatra vetivety mantsy ilay fianarana norantoviny, hoy  Atoa Jacky Abdou, ao amin’ny auto école Jacky raha vao ela ny fahatongavan’ilay tena “permis” eny am-pelatanan’izy ireo. Nomarihiny fa rehefa mahavita fanadinam-panjakana ny mpianatra iray ary afaka soa aman-tsara dia iray volana aorian’izay dia mahazo  ilay “permis” tena izy  ny ankizy saingy mbola mijanona ho taratasy fahazoan-dalana fotsiny ihany  aloha rehefa tsy misy ilay tena izy. Miandrandra  ny fikarakarana goavana entin’ny fitondrana vaovao ireo mpampianatra mamily fiarakodia. Anisan’ny mampiasa ny sain’izy ireo ihany koa mantsy ankehitriny ny fisian’ny resaka mandeha na hajanona amin’ilay endriny teo aloha ihany ny “permis” na ovaina hafa. Tsy mampihena ireo olona tonga mianatra izany fa vao mainka mitombo aza, anisan’ireny ny vehivavy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT