Actualités

Mpamonjy voina etsy Tsaralalana Nahazo fitaovana avy amin’ny firenena Kanadianina


  • Alatsinainy 17 Jona 2019

Taorian’ny fiofanana natrehin’ireo mpiasan’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana dia nahazo fitaovana arifomba ihany koa izy ireo.

Ankoatra ireo fitafiana mahantanty rano sy afo tsara dia nahazo seza sy kojakoja maro samihafa ihany koa izy ireo, hiatrehany ny asany amin’ny andavanandro. Ny firenena Kanadianina no nanolotra izany, ho azy ireo sady tompon’antoka tamin’ny fampiofanana ihany koa. Tanjon’ity firenena iray ity moa ny hahafahan’ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana manatsara ny tolotra omena ny vahoakan’Antananarivo, indrindra rehefa sendra tojo ny ankamehana.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT