Actualités

Miorina ambony lakandrano Trano telo noravana teny Andakimbahoaka


  • Alakamisy 29 Janoary 2015

Trano telo miorina ambony lakandrano no indray noravaina teny Andakimbahoaka omaly. Navoaka teny an-tokotany avokoa ny entana tao an-trano. Tsy afa-nandeha tany an-tsekoly ny zanak’ireo rava trano. Nisy efa 50 taona nipetrahana teo ireto farany,

 

 ary milaza ho manana taratasy nahafahana nanorina trano teo. Tsy manaiky ny hafindra eny Ambohidratrimo ireo rava trano noho ny asa fiveloman’izy ireo. Ho tombontsoan’ny vahoaka sy ny tanànan’Antananarivo no nandraisan’ny Kaominina ny fepetra, hoy ny solontenan’ny tanàna tonga teny an-toerana. Efa nisy rahateo didim-pitsarana nivoaka ary fanatanterahana didy ity natao omaly ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT