Actualités

Minisitra nandona zaza Tapaka ilay zaza, izy lasa nandeha


  • Talata 13 Septambra 2016

Nandona zaza tao Brickaville ny fiaran’ny minisitra iray ao anatin’ny governemanta ny alahady 11 septambra teo

. Avy any Toamasina ka hihazo ny renivohitra izy no nifaoka ilay zaza. Naratra mafy, tapaka ity farany. Ilay minisitra nanohy ny diany. Fiara sendra nandalo no nitondra ilay voadona namonjy ny hopitaliben’i Toamasina, taorian’ny loza. Tsaboina ao ilay zaza amin’izao, tsy misy mpanaraka. Ny hopitaly no mandray an-tanana ny fitsaboana azy.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT