Actualités

Minisitra Anicet Nabaribariny fa Frantsay izy


  • Alatsinainy 17 Oktobra 2016

Mila iainana ny fitiavan-tanindrazana fa tsy vitan-dresaka fotsiny. Nahagaga anefa ny nahita ny Minisitry ny fanatanjahantena Malagasy, Dr Andriamosarisoa Jean Anicet nandritra ny “Marathon International de Tana” andiany faha-16 omaly

. Nabaribariny fa mpomba Frantsay izy, sa efa tandimonin’ny Frankofonia ventesina lava, ka nanava-tena toy ireny atleta Frantsay ireny ny tenany omaly ka nisalorany ny fitafiana misy marika “Coq sportif” fitondran’ny Frantsay. Ny fotoana toy ireny no tokony hararaotina hampisehoana sy ihamboana fa Malagasy ny tena, amin’ny maha olom-panjakana saingy tsy izay no zava-misy. Tsy mahagaga raha mbola taraiky any anaty ala ny Barea fa na ny minisitra aza tsy manindraindra ny an’ny tena. Dia sanatria ve ka tonga amin’ilay fitenena hoe valalan’amboa ny zava-misy?

Toky R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT