Actualités

Miandrivazo In-telo nitrangana ambalavelona tao amin-dry masera


  • Alakamisy 15 Oktobra 2015

Tranga mampiahiahy ! Nitrangana aretina ambalavelona in-telo miantoana tao amin’ny sekolin-dry masera Miandrivazo hatramin’ny faran’ny herinandro lasa iny no ho mankaty.

 

 Mpianatra miisa dimy no nifandimby torana tamin’ny zoma, roa ny alatsinainy ary fito be izao ny talata. Ankizivavy no lasibatra.

Torana tsy mahatsiaro saina izay voa. Toy izay hatrany no fisehony. Bataina entina ao amin’ny «Chapelle» an-dry masera izay voa, ivavahana dia miafana. Mifandinika ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpiandraikitra ny sekoly mitady vahaolana hisorohana ity tranga ity.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT